|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamadika
Root  2  vadika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao zavatra miamboho: Mamadika fitaratra
5  Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Mamadika tsihy
6  Miova ho mpamely nefa nitokisana: Namadika ny firenena izy
7  Mamindra faty ho ao amin' ny fasan-drazana na mamono lambamena: Lasa namadika any ambanivohitra izy [1.1]
Explanations in English  8  to turn something over; to "turn the bones" of the dead; to betray [1.7]
Explanations in French  9  mettre à l'envers [1.3, 1.8]
10  trahir [1.3, 1.8]
11  tourner, chavirer
12  changer les morts de tombeau [1.3]
13  tourner sur l'autre côté
14  "retourner" les ossements des ancêtres [1.8]
Examples  15  Raha mamadika izao teniko izao ianareo, matiko! [2.508]
16  Ry Dimilahy mianadahy avy no mamadika ireo ray aman-dreniny sy razambeny. [2.470]
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)24  mamadika
Root  25  vadika
Part of speech  26  adjective
Explanations in Malagasy  27  Enti-milaza tandrok' omby toy ny tandrok' omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany [Betsileo] [1.1]
Vocabulary  28  Economy: breeding, farming
Tables and plates  29  Shapes of Cattle Horns
Illustrations 
30 

Updated on 2024/01/18