|
|
|
|

Entry1  malazalaza
Root  2  lazalaza
Part of speech  3  adjective
Allegation  4  Ny zavatra malazalaza voalazany ihany anefa no hotsimponintsika. [2.499#]
Examples  5  [2.499#] Ny zavatra malazalaza voalazany ihany anefa no hotsimponintsika.
6  [2.436#] Misy toerana voatokana ho fakana rano masina ho an' ny andriana, fa ho an' ny olona hafa dia izay rano lehibe sy malazalaza eny akaikikaiky eny.

Updated on 2024/12/11