Entry | 1 malamalama |
Root | 2 lamalama |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo: Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ |
Examples |
5 [1.437#] Vato fohifohy malamalama izay no teo. 6 [2.436#] manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama. |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |