Entry (1/2) | 1 malalaka |
Root | 2 lalaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany 5 Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany 6 Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo 7 Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao 8 Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ [1.1#563] |
Explanations in English |
9 spacious, roomy [1.2, 1.7] 10 wide [1.2] |
Explanations in French |
11 spacieux, vaste, ample [1.3#375, 1.8] 12 grand, large, espacé [1.3] |
Examples |
13 malalaka ny tokotany niraisana [2.356#7] 14 malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse) [1.3#375] 15 nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay [2.445#86] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 20 Lobaloba, milobaloba |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word malalaka |
Entry (2/2) | 24 malalaka |
Root | 25 lalaka |
Part of speech | 26 adjective |
Explanations in Malagasy |
27 Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy 28 Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe 29 Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia [1.1#563] |
Explanations in English |
30 liberal [1.2] 31 without constraint [1.7] |
Explanations in French |
32 sans contrainte [1.3#375, 1.8] 33 libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission [1.3] |
Examples |
34 malalaka indrindra ny didinao [2.996] 35 halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy [2.366#58] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/04/09 |