Entry | makrame | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Harona makarakara fitondranjavatra, vita amin' ny rofia norandranina ka asiana haingony izay ahorona tsirairay hatrany toy ny manao halana boribory ka ampifandraisina amin' ny vatany mba hahamafy azy; tsy ho fitondranjavatra ihany no hanaovana ny makrame fa azo anaovana haingon-trano na efi-damba koa izy ka amin' izay izy mibikana takelaka lava sy lehibe ary indraindray atao efamira ilay haingony boribory [1.1] | |
Origin | French: macramé. | |
Updated on 2020/07/31 |