|
|
|
|

Entry (1/2)1  makamba
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  Lorsqu'on lie le riz en gerbes pour le transporter sur l'aire de battage, on donne ce nom aux brins mal attachés qui se dispersent et qu'il faut ensuite récupérer et battre séparément (Dubois, Dictionnaire betsileo). [Betsileo] [1.196]
Vocabulary  4  Botany

Entry (2/2)5  makamba
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Anaran-kafa ilazana ny patsabe [1.1]
8  karazana patsabe [1.13]
Explanations in French  9  crevettes [Tankarana] [1.19]
10  crevette [1.13]
11  terme désignant la crevette dans la région du nord-ouest [1.414#223]
Examples  12  Izaho mbola tsy niompy nefa azo ompiana, hono, ny makamba. [2.117#121]
13  Eo amin' ny fifanenan' ireo ranomasina sy ranomamy ireo no misy paompy lehibe izay mitroka sy manaparitaka io rano mankany amin' ny dobo maro dia maro izay iompiana ilay makamba na patsabe. [2.445#]
Vocabulary  14  Zoology: invertebrates

Anagrams  15  makamba, mambaka, mambakà

Updated on 2021/08/18