Entry | 1 maivoka |
Root | 2 aivoka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny vary totoina indray mandeha ka mbola ny ampombo mahery ihany no vao afaka ary toa mbola misasaka ny akotry sy ny vary fotsy. (Intelo miantoana no itotoana ny vary vao fotsy tsara izy, ka ny vary voatoto voalohany ataohoe maivoka, ny faharoa tsaitsainy ary ny fahatelo fotsy 5 Tenenina mafy: Nataony maivoka aho vao navelany [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 7 maivoka, miovaka, mivoaka |
Updated on 2023/01/05 |