|
|
|
|

Entry (1/2)1  mailo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Malina sady kinga maso, feno fitandremana: Aoka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana [1.1]
Explanations in French  4  prudent [1.5]
Examples  5  Nefa aleo mailo ihany, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona. [2.4#133]
6  Aoka isika ho mailo rehefa misy olona madio eritreritra nefa voafitaka ka miteny hoe : « Io fianakaviana io, fantatro daholo ny momba azy, lazainy amiko daholo. [1.369#]
Derivatives 
7  Names :

Entry (2/2)8  mailo
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  (« qui sent le pourri », contraction de maimbo : qui sent et lo : pourri). Solanum nodiflorum Jacq. (Solanaceae). Plante spontanée qu'on mange comme légume vert. [Bara] [1.196]
11  [Betsimisaraka]
Vocabulary  12  Botany
Scientific name 

Anagrams  14  alimo, mailo, mialo, milao, miola

Updated on 2021/01/17