|
|
|
|

Entry1  mahavantana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy manavia ka mora aleha: Mahavantana ahy ity hotely ity
Teny tsotra ka mora tononina: Mahavantana ny vava ny anaran' i Hery kely
Root  4  vantana

Updated on 2024/12/11