|
|
|
|

Entry1  mahasamihafa
Root  2  samihafa
Part of speech  3  adjective
Examples  4  Raha te hampiseho ny mahasamihafa an’ Andriamanitra sy ny ombiasa izy, dia miteny hoe: [1.353#4]
5  Fa eo amin' ny zanak' Israely rehetra kosa, tsy mba hisy hanetsika ny lelany, na olona na biby, na dia alika iray aza, mba hahafantaranao izay mahasamihafa ny iheveran' ny Tompo an' i Ejipta sy an' Israely. [2.996]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/01/20