|
|
|
|

Entry1  mahamety
Root  2  mety
Part of speech  3  active verb
Explanations in English  4  [1.7] to make suitable, to make fit
Explanations in French  5  [1.8] rendre convenable : rendre juste
Examples  6  [2.285#] Tsy hitako izay tsy mahamety izany!
7  [2.356#] Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy mahamety izany?
8  [2.643#] Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay mahamety.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mahamety

Anagrams  13  mahamety, mihamate

Updated on 2025/01/21