Entry | 1 mahadikidiky |
Root | 2 dikidiky |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony 5 Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao [1.1] |
Explanations in English |
6 to vex, to annoy, to worry [1.2] 7 to cause distaste, to disgust [1.7] |
Explanations in French |
8 vexer, dégoûter [1.8] |
Examples |
9 Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298#] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |