|
|
|
|

Entry1  mafampana
Root  2  fana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Somary mafana kely: Mbola misy tazo kely ihany izy fa mbola mafampana
Examples  5  [1.357#] Maniry any ny tany maro izy, indrindra amin' izay mafana na mafampana.
Proverbs  6  Proverbs containing the word mafampana

Anagrams  7  fampamana, mafampana, mampafana

Updated on 2025/01/21