|
|
|
|

Entry (1/2)1  lovana (lova)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io [1.1]
Explanations in English  4  to be inherited [1.7]
Explanations in French  5  qu'on hérite; dont on hérite [1.8]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  lovana
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay) [1.1]

Anagrams  13  lovana, valona, volana

Updated on 2023/01/20