Entry | 1 loterana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran' i Lotera [1.62#681] |
Examples |
4 Ny sekoly sy ny faritany loterana dia niantso na nanasa matetika ahy. [2.356] 5 Notezaina tamin' ny finoana katolika sy loterana izy ireo nandritra ny fahazazany sy fahatanorany. [2.606] |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Updated on 2020/07/31 |