|
|
|
|

Entry (1/4)1  lompy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara [1.1]
Examples  4  Mailaka mihitsy anefa ireto lompy mpanao be alina, satria raha tsy efa saka izy tsy ho sahy hitraka ny any am-bilanin'olona; [1.395#ilayfitiavanampandresy]
Compound words 

Entry (2/4)6  lompy
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  Zavatra tsy azo anoharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery [1.1]

Entry (3/4)9  lompy
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Volomason' ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina [1.1]
Synonyms  12  lopy

Entry (4/4)13  lompy
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Loza [1.1]

Updated on 2023/10/07