Entry | limonady | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin' ny voasarimakirana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy [1.1] | |
Vocabulary | Economy: food | |
Origin | French: limonade. | |
Updated on 2020/07/31 |