|
|
|
|

Entry1  liet
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Explanations in English  4  a lieutenant [1.7]
Explanations in French  5  lieutenant [1.8]
Examples  6  Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy. [2.356#]
Vocabulary  7  Military
Compound words 

Anagrams  9  lietnà, telina

Updated on 2023/10/20