Entry | 1 lenodenoka |
Root | 2 lenoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Mandimandina sy vaventiventy sady mavamavana no midokadoka fatratra (ravin-javamaniry) [1.1] 5 Fraîcheur, tendreté et vigueur des feuilles, des plantes, surtout des plantes grimpantes. [1.1#401] |
Explanations in French |
6 . État des plantes dont les feuilles et les jeunes rameaux sont tendres, aqueux, bien turgescents. S'emploie souvent pour les plantes grimpantes. [Merina]
[1.196] |
Examples |
7 Voatavo bonaka rofia lenodenoka ny mason'ny sarotra eo am-body vilany fa ny mason'ny janga aty amiko ihany [2.131] |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 lenoka |
Updated on 2023/01/20 |