|
|
|
|

Entry1  lemena
Root  2  lemy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao bodaka, mihonankonana: Nolemena tsara aloha ny rihitra
5  Atao malefaka, mora tsakoina: Lemena anaty rano aloha ny tsaramaso vao handroina. ~ Lemeo tsara ny hena
6  Tonga mihena hery: Nolemen' ny aretina roa volana izy ~ Aza mety ho lemen' ny naman-dratsy
7  Kapohina, lakasina: Nolemen-drainy ny hazo Ilita vao hendry [1.1]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  lemena, mañele

Updated on 2023/01/20