Entry (1/2) | 1 lelafo |
Root | 2 lela |
Part of speech | 3 imperative of passive verb lelafina |
Tables and plates |
4 All the passive imperatives |
Entry (2/2) | 5 lelafo |
Elementary words | 6 lela, afo |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 esona (gaz) mirehitra. Hita izany eo amin' ireo fanaovan-jiro etona (gaz d'éclairage sy gaz acétylène, ets.) fa: raha vao vohana hipololotra ny gaza, ka tsoloana afo, dia miredaka. Toy izany koa no mampahery lelafon' irony fatana atao how "primus", satria ny gazan-tsolitany no mirehatra eo. Izany koa no mahatonga ny kitay hazo na ny labozý, ets. hisy lelafo: mamoaka gaza mety mirehitra izy ireny eo am-pirehatana. Ny zavatra sasany kosa -- tahaka ny arin-kazo, na ny faikan' arintany (coke) -- izay efa nesorina na nohakelezina fatratra ny etona mety mirehitra ao aminy -- dia tsy mamoaka lelafo loatra, fa dia mivaivay fotsiny. Ny etona (vapeur) sasany koa, ny elektirisite, dia samy mety hisy lelafo. [1.10#A84] 9 Gaza mitarehin-dela mazava sy mafana avy amin' ny zava-mirehitra [1.10#L204] |
Explanations in English |
10 a flame, a blaze [1.2#387] |
Explanations in French |
11 flammes [1.3] |
Examples |
12 Efa nananika ny rambon-tsalakany ny lelafo. [2.895#177] 13 Ny lelafo|lelafony|lelafon'ny dia lelafo|lelafony|lelafon' midedadeda, eny, lelafo|lelafony|lelafon'n' i Jehovah. [2.996#26.8.6] 14 Raha vohako izy ka tselarako afo dia mamoaka lelafo mivaivay. [2.445#32] 15 Iny nisy lelafo nijoalajoala indray mandeha, dia lavenona no sisa. [2.499#] 16 Tsy manavao rahateo ny fisoronana afo koa dia misosa ho lelafo mivaivay ny ravim-pary maina atosi-tanana sy rotsa-kazo. [2.470#44] |
Morphology |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word lelafo |
Updated on 2023/12/13 |