|
|
|
|

Entry (1/2)1  lejo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Lava manify [1.1]
Explanations in French  4  Long, fluet, grêle, mince, qui fléchit sous son propre poids [1.3#398]
Derivatives 
5  Adjectives :
Synonyms  6  lejolejo#mg.aj

Entry (2/2)7  lejo
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin' ny telolafy mahitsizoro [1.1]
10  lafy mifanatrika amin'ny zoro mahitsy ao amin'ny telolafy mahitsizoro [1.13]
Explanations in French  11  hypoténuse [1.13]
Examples  12  Ny lejo atao toradroa dia mira amin' ny fitambaran' ny lafy roa hafa samy atao toradroa [1.1]
Vocabulary  13  Mathematics: geometry

Updated on 2023/01/18