Entry (1/2) | 1 lehilava |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Game |
Explanations in Malagasy | 4 fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy. Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia [1.10#L262] |
Explanations in French | 5 manière de jouer au fanorona [1.3#397] |
Elementary words | 6 lehy, lava |
Entry (2/2) | 7 Lehilava |
Part of speech | 8 name (toponym) |
Vocabulary |
9 Geography: towns |
Examples |
10 Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na lehilava, zato iray. [2.588#16] |
Elementary words | 11 lehy |
Tables and plates |
12 Full list |
Anagrams | 13 Lehilava, lehilava, Lehilava, lehilava |
Updated on 2023/06/04 |