|
|
|
|

Entry1  lehan-dra fohy
Elementary words  2  lehan-dra, fohy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  fikorianan'ny ra avy ao amin'ny fo mankany amin'ny havokavoka [1.13]
Explanations in French  5  petite circulation [1.13]
Vocabulary  6  Biology

Updated on 2023/12/13