Entry (1/4) | 1 lefitra |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany [1.1] |
Explanations in French |
4 support 5 supporté, action de supporter: Tsy lefitro izany teny izany (Je ne puis supporter ces paroles) [1.3] |
Examples |
6 Toa hoe tsy lefitra ny hadisoam-beny! [2.576] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word lefitra |
Entry (2/4) | 12 lefitra |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Valona, foritra, lefiravina, ketrona [1.1] |
Explanations in French |
15 pli, action de se courber, de ployer, de s'incliner [1.3] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/4) | 23 lefitra |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in Malagasy |
25 Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin' ny Fikambananay [1.1] |
Explanations in English |
26 the second in rank [1.7] |
Explanations in French |
27 lieutenant, second [1.3] 28 le second rang, le vice, l'adjoint [1.8] |
Examples |
29 Tsy eto koa ny lefitra voalohany. [2.332] 30 Araka io didim-panjakana io ihany, dia ny Komitim-pokontany izay ahitana ny lehiben' ny kartie sy lefitra roa no misahana ny fitantanana. [4.27] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (4/4) | 33 lefitra |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in French |
35 (du malais : lipit, lipat . javanais : lempit : qui se courbe facilement mais ne se rompt pas). Nom des Indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae), dans la région de Tuléar. [Mahafaly]
[1.196] |
Vocabulary |
36 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 38 filetra, lefitra |
Updated on 2023/08/29 |