|
|
|
|

Entry1  lava-drano
Elementary words  2  lavaka, rano
Part of speech  3  locution
Explanations in French  4  [1.13] puits
Examples  5  [2.424#131] Aza mangery na manary fako eny akaikin'ny lava-drano
6  [2.445#50] Maninona moa raha manambatra vola isika dimy trano dia manakarama olona hihady lava-drano eto avara-trano
Analogs  7  fantsana, vovo, kirijy

Anagrams  8  andravola, lava-drano

Updated on 2025/01/21