Entry | 1 latsakemboka |
Elementary words | 2 latsaka, emboka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy [1.13] |
Explanations in English |
5 an offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions [1.2] |
Explanations in French |
6 cotisation [1.13] |
Examples |
7 mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana; [2.114#] 8 Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka. [2.472#] |
Updated on 2023/06/13 |