|
|
|
|

Entry (1/2)1  lasitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa
4  Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [1.1]
Explanations in English  5  a shoemaker's last [1.2]
6  a mold, a last, a form for fashioning something [1.7]
Explanations in French  7  moule, forme, gabarit [1.8]
Compound words 

Entry (2/2)9  lasitra
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [1.1]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :

Anagrams  17  lasitra, silatra

Updated on 2020/07/31