|
|
|
|

Entry1  lasalasa
Root  2  lasa
Part of speech  3  adjective
Examples  4  [2.470] lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany.
5  [2.471] Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala.
6  [2.499] Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany!
Derivatives 
7  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  9  lasalasa, salasala

Updated on 2025/01/21