Entry | 1 lany zara |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] 1) enti-milaza zavatra nozaraina ka tsy misy ambiny hozaraina intsony 2) enti-milaza koa ny zazavavy efa lehibe tsy misy maka vady intsony |
Explanations in English |
4 [1.7] having lost her reputation so that no one will marry her divided without any remainder |
Explanations in French |
5 [1.8] (femme) qui a perdu sa réputation et ne trouvera pas à se marier qu'on divise sans reste |
Vocabulary |
6 Mathematics: arithmetic |
Elementary words | 7 lany, zara |
Anagrams | 8 lany zara, zanaraly, zaranaly |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |