Entry | lakoraona | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Meday omena ho mari-boninahitra an' izay nahavita zava-dehibe tamin' ny firenena: Nahazo lakoraona Ranaivo tamin' ny nanaovany vy very ny ainy namonjy an' Ambohimanga nodoran' ny sasany Fehezam-boninkazo lehibe misy tanjany vy boribory ho mari-pahatsiarovana na fanajana ny maty [1.1] | |
Origin | French: la couronne. | |
Updated on 2020/07/31 |