|
|
|
|

Entry1  lakomadina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Menaka fihosorana. Fifangaroan-javatra miendrika menaka, manitra, ampiasaina amin' ny fikarakarana ny hoditra na ny volo: Mihosotra lakomadina isan-kariva izy [1.1]
Explanations in English  4  pomade [1.2]
Explanations in French  5  pommade [1.3]
6  (du français : « la pommade »). Nom général des pommades et onguents, surtout s'ils sont parfumés. On dit aussi menaka manitra : « graisse parfumée ». [Merina] [1.196]
7  [Betsileo]
Vocabulary  8  Botany

Anagrams  9  kamoladina, lakomadina

Updated on 2020/07/31