Entry | 1 lahimatoa |
Root | 2 lahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny zanakalahy voalohany amin' ny lahy [1.1] |
Explanations in English |
5 the eldest son in a family [1.7] |
Explanations in French |
6 aîné, l'aîné, le premier fils des garçons [1.3#371] 7 le fils ainé [1.8] |
Examples |
8 Tsy alaiko afa-tsy ny lahimatoa! [2.270] 9 Ramanitrahasina zanany lahimatoa no nandimby azy. [2.508] 10 maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo! [2.944#] |
Vocabulary |
11 Relationships: family |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word lahimatoa |
Article |
13 Randzavola: lahimatoa ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 14 lahimatoa, mitalahoa |
Updated on 2022/07/30 |