Entry | 1 laha-pahitra |
Elementary words | 2 lahatra, fahitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny 5 Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny [1.1] 6 kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty [1.13] |
Explanations in French |
7 vain discours [1.13] |
Updated on 2023/04/24 |