Entry (1/3) | 1 lafatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. [1.1] |
Explanations in French |
4 opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 11 lafatra |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana 14 Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao 15 Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia [1.1] 16 zanatohatra [1.13] |
Explanations in English |
17 rank [1.7] |
Explanations in French |
18 rang [1.8] 19 gradin; escabeau [1.13] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 21 lafatra |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 tatatra [Tambahoaka]
[1.78] |
Explanations in French |
24 entailles [Tambahoaka]
[1.78] |
Vocabulary |
25 Biology |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/08 |