|
|
|
|

Entry1  lafaoro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitaovana voahodidin' ny afo, izay ametrahana ny hanina tiana ho masaka tsy mivantana eo ambony afo: Atao anaty lafaoro matetika ny akoho atao ladobo
Fantsona natao hivoahan' ny setroka avy amin' ny fatana: Mipololòtra ny setroka avy ao anaty lafaoro
Explanations in English  4  [1.7] an oven; a chimney
Explanations in French  5  [1.8] four; cheminée
Examples  6  [2.472#] Mpitatitra kitay hatao anaty lafaoro no asan' I Feno.
7  [2.470#] setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka.
Compound words 
Article  9  Randzavola: lafaoro ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07