Entry | 1 kotsetsa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan' ny sasany [1.1] |
Derivatives |
|
Analogs | 9 Mpitaria, mpivatsavatsa, mpitafa, maro vava, be karajia, tsaontsaom-bava, be kamentsona, mpikamentsona, mpipentsompentsona |
Anagrams | 10 kotsetsa, tsetsoka |
Updated on 2020/07/31 |