Entry | 1 korotehina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko? Simbana tanteraka: Nokorotehin' ilay bibidia ny tarehiny Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin' iza àry itỳ kofehy itỳ? |
Root | 4 korotika |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ikorotehan, korotehina, kotrehinao, nikoroteha, niotrehako, nokaretohi |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |