|
|
|
|

Entry1  korise
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan-dantelina atao amin' ny kofehy ba, ka vy kely mifaraingo no ampidirana sy isintonana ny kofehy
Explanations in French  4  [1.3#356] Ouvrage fait au crochet.
Examples  5  Zazavavy mahay zavatra rahateo koa moa izy, ka efa nahavita kitapo misy dantelina miharo venizy sy korise hasiana ny fihirana, mba hovimbinina toy ny fanaon'ny Madamabe. [1.222#mg]
Vocabulary  6  Economy: clothing

Anagrams  7  kisore, korise, koseri, resiko, sikore

Updated on 2025/01/21