Entry | 1 korefa |
Root | 2 refa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. [1.10#K347] 5 Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza [1.1] |
Explanations in French |
6 état de ce qui traîne ; action de traîner à terre, comme le bord, la queue des habits 7 figuré: action d’agir avec lenteur dans les affaires [1.3#354] |
Derivatives |
|
Synonyms | 13 kirefarefa, korebareba, korefarefa |
Anagrams | 14 korefa, refoka |
Updated on 2023/01/20 |