|
|
|
|

Entry1  korataba
Root  2  kotaba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1]
Examples  5  Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. [2.529]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Synonyms  11  kotaba

Anagrams  12  atrobaka, borataka, korataba, rako-bata

Updated on 2023/01/20