Entry (1/2) | 1 kopa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Alika be ravin-tsofina mikopakopaka manarona ny masony [Tsimihety]
[1.1] |
Vocabulary |
4 Zoology: mammals |
Entry (2/2) | 5 kopa |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 dihy tsy misy hira fa amponga ny tehaka fotsiny [Bara]
[1.78] |
Anagrams | 8 kapo, kopa, -pako, pako, poka |
Updated on 2020/07/31 |