Entry | 1 konesa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandeha na mpandeha midaidaika mirisarisa somary sempotsempotra; famindra miadana toa mivesatra entana noho ny fahalehibeazan' ny vatana sy ny hatavezana. [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 9 kesona, konesa, senoka |
Updated on 2020/07/31 |