|
|
|
|

Entry (1/2)1  kompà
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory [1.1]
4  fanjehy [1.13]
Vocabulary  5  Tools
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
Synonyms  8  fanjehy, fanoritamparibolana

Entry (2/2)9  kompa
Part of speech  10  noun
Explanations in French  11  ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). [Tankarana] [1.19]

Anagrams  12  kompa, kompà, kompa, kompà

Updated on 2020/07/31