Entry |
komitim > kômitỳ
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [ komitỳ ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray
[1.1]
|
Explanations in English | [ komìty ] A committee [1.7]
|
Explanations in French | [ komitỳ ] Comité [1.3]
|
| [ komìty ] Comité [1.8]
|
Examples |
1 | Dia ny tenako no notendren' ny Komity
[2.356]
|
2 | ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra
[1.384]
|
3 | Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI)
[1.384]
|
|
Morphology |
Simple : |
komity,
komitin',
komitim- |
|
Compound words |
|
Origin | English: committee.
|
Other spellings |
Analogs |
vaomiera |
|