Entry | 1 komandà |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] |
Explanations in French |
4 chef, administrateur. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
5 Military |
Anagrams | 6 komandà , mandoka, mondaka |
Updated on 2020/07/31 |