Entry | kôlerà | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana [1.1] | |
Karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana [1.13] | ||
Explanations in French | Choléra [1.13] | |
Vocabulary | Health | |
Origin | French: choléra. | |
Anagrams | kelora, kôlerà, laroke |
Updated on 2022/02/08 |