|
|
|
|

Entry (1/2)1  kolejy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy
Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra
Explanations in English  4  [1.7] a college
Explanations in French  5  [1.8] collège
Examples  6  [2.649] Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy
7  [2.356] Fagereng, misionera loterana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe
8  [2.499] Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara
Vocabulary  9  Education
Compound words 

Entry (2/2)12  kolejy
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Tambahoaka] kalita
Examples  15  [2.649] Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy.
16  [2.356] Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe;
17  [2.499] Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara.

Updated on 2024/12/07