Entry | 1 kivazivazy |
Root | 2 vazivazy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany [1.1] |
Explanations in English |
5 joking, horseplay [1.7] |
Explanations in French |
6 Plaisanterie, négligence, manque de respect [1.3#341] 7 plaisanterie familière [1.8] |
Examples |
8 kivazivazy ny an' ialahy, hoy ilay iray. [2.472#241] 9 Dia indro izy sy ny Komandy mba revon'ny kivazivazy. [2.895#156] |
Derivatives |
|
Updated on 2020/09/29 |