Entry | 1 kivarivary |
Root | 2 vary |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tsilalaon' ny ankizy manao nahandrohandro ka vovoka no ataony solon' ny vary [1.1] |
Explanations in French |
5 Jeu des enfants s’amusant à simuler de petits repas, soit avec des comestibles, soit avec du sable [1.3#341] |
Examples |
6 Nilalao teo amin' ilay nosy kely mandra-paharivan' ny andro izahay, nanao tsindriandriana, kivarivary. [2.5#49] |
Vocabulary |
7 Game |
Other spellings | 8 tsivarivary |
Anagrams | 9 kiraviravy, kivarivary |
Updated on 2023/01/20 |